FISAINANA ..!
hariache | 15 Martsa, 2006 00:26
Misy ny fomba fiaina tsy azon-tsika hialana kanefa tokony esorina amin'ny lalam-piainana ka miteraka tsy fahombiazana tsy dia tsara eo ami'ny zavatra atao ka tokony handinika sy hisaina tsara hanafoana izany fisainana efa nilaozany taon-jato izany ka mahatonga ny tsy fivoarana na ara-batana na ara-tsaina na ara-panahy ka miteraka fahasembanana eo amin'ny fiaraha -monina ka tonga hatrami'ny firenena ary miafara hatramin'ny planeta misy an-tsika ity.